2 Peter 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fahari-pon’ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo koa, araka ny fahendrena nomena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Minoa fa ny haelan’ny fandeferan’ny Tompontsika dia ho an’ny famonjena anareo, toy ny nanoratan’i Paoly havana malalantsika taminareo koa, araka ny fahendrena nomena azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero fa ny fahari-pon’ny Tompontsika dia ho famonjena anareo, toy ny voasoratr’i Paoly hava-malalantsika taminareo araka ny fahendrena nomen’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fahari-pon’ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo koa, araka ny fahendrena nomena azy.
malagasy
Ary ny fahari-pon'ny Tompontsika dia ekeo ho famonjena, tahaka ny voasoratr'i Paoly, rahalahy malalantsika, taminareo koa araka ny fahendrena nomena azy,