2 Peter 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka milaza hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin’ny fiaviany? Fa hatrizay nodian’ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hilaza hoe: «Aiza ity fampanantenany hoe ho avy? Fa hatrizay nahafatesan’ny razana izay, tsy misy miova ny zavatra rehetra, fa toy ny hatramin’ny nahariana izao tontolo izao ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hilaza hoe: «Aiza ity fampanantenàn’ny Tompo momba ny fiaviany? Efa nodimandry manko ny razantsika, kanefa ny zavatra rehetra dia maharitra tsy miova toy ny hatramin’ny nahariana an’izao tontolo izao ihany!»
Malagasy Bible 1865
ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka milaza hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin’ny fiaviany? Fa hatrizay nodian’ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao aza.
malagasy
ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza.