2 Peter 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary rano nanafotra koa no nandravana izao rehetra izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rano ihany koa no efa nandravana an’izao tontolo izao fahizany, tamin’ny nanasaforany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rano ihany koa no nandravana izao tontolo izao fahiny, dia tamin’ny safodrano.
Malagasy Bible 1865
ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin'ny nanasaforany azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary rano nanafotra koa no nandravana izao rehetra izao;
malagasy
ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin'ny nanasaforany azy;