2 Peter 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: Ny indray andro amin’ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona dia toy ny indray andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao zavatra iray loha izao anefa no aoka ho fantatrareo, ry malala: amin’ny Tompo, ny indray andro dia hoatra ny arivo taona, ary ny arivo taona dia hoatra ny indray andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa izao zavatra izao, ry hava-malala, no aoka tsy hohadinoinareo: amin’ny Tompo, ny indray andro dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona dia toy ny indray andro.
Malagasy Bible 1865
Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: Ny indray andro amin’ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona dia toy ny indray andro.
malagasy
Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro.