2 Samuel 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’i Davida ny fitafiany ka notriariny; dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’i Davida ny fitafiany, ka notriariny ary nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notriarin’i Davida ny fitafiany ary mba nanao tahaka izany koa ny olony rehetra izay teo.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisin'i Davida ny fitafiany ka notriariny: ary dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’i Davida ny fitafiany ka notriariny; dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy.
malagasy
Dia noraisin'i Davida ny fitafiany ka notriariny: ary dia mba nanao toy izany koa ny olona rehetra teo aminy.