2 Samuel 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida tamin’ilay zatovo izay nanao tatitra taminy: Avy aiza ianao? Ary hoy izy: Zanaky ny vahiny amalekita aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’ity zatovo nilaza ny vaovao taminy: «Avy aiza no tany fiavianao?» Hoy ny navaliny azy: «Izaho dia zanaky ny olona hafa firenena, dia olona Amalesita.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’ilay zatovo mpilaza vaovao: –Fa mba iza moa ianao? Ka novaliany hoe: –Zanaky ny Hamalekita mpifindra monina aho, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'ilay zatovo nanambara taminy: Avy aiza ianao? Ary hoy izy: Zanaky ny vahiny Amalekita aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida tamin’ilay zatovo izay nanao tatitra taminy: Avy aiza ianao? Ary hoy izy: Zanaky ny vahiny amalekita aho.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'ilay zatovo nanambara taminy: Avy aiza ianao? Ary hoy izy: Zanaky ny vahiny Amalekita aho.