2 Samuel 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra hanainga ny tananao hamono ny voahosotry NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida taminy: «Nahoana ianao no dia tsy natahotra ny haninji-tanana hamono ny voahosotr’i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Davida taminy: –Ahoana no nahasahianao naninji-tanana ka nahafaty ny mpanjaka voafidin’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra hanainga ny tananao hamono ny voahosotry NY TOMPO?
malagasy
Dia hoy Davida taminy: Nahoana ianao no tsy natahotra haninjitra ny tananao hamono ny voahosotr'i Jehovah?