2 Samuel 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso zatovo iray i Davida ka niteny hoe: Manatòna dia vonoy io; dia nasiany izy ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady niantso ny anankiray tamin’ny tovolahy i Davida ka nanao hoe: «Avia, vonoy io.» Dia nasiany, ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso ny mpanompony anankiray i Davida ka nibaiko azy hoe: –Mandehana vonoy any ilehio! Dia nasiany izy ka maty.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso zatovo anankiray Davida ka nanao hoe: Hatony io, ka vonoy; dia nasiany izy ka maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso zatovo iray i Davida ka niteny hoe: Manatòna dia vonoy io; dia nasiany izy ka maty.
malagasy
Dia niantso zatovo anankiray Davida ka nanao hoe: Hatony io, ka vonoy; dia nasiany izy ka maty.