2 Samuel 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisaona an’i Saoly sy i Jonatana zanany tamin’izao hira fisaonana izao i Davida,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noventesin’i Davida ity hira fisaonana an’i Saola sy i Jônatasy zanany ity,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namorona izao hira fisaonana an’i Saoly sy i Jônatàna zanany izao i Davida,
Malagasy Bible 1865
Ary Davida nisaona an'i Saoly sy Jonatana zanany tamin'izao hira fisaonana izao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisaona an’i Saoly sy i Jonatana zanany tamin’izao hira fisaonana izao i Davida,
malagasy
Ary Davida nisaona an'i Saoly sy Jonatana zanany tamin'izao hira fisaonana izao