2 Samuel 1:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nasainy nampianarina ny taranak’i Joda ny hira atao hoe Tsipìka; indro, voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara izany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nasainy nampianarina ny zanak’i Jodà izany. Io ilay hira hoe: Tsipìka. Indro fa voasoratra ao amin’ny Bokin’ny Marina izany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nasainy nampianarina ny mponin’i Joda. Indro ny «Hira fisaonana atao hoe Tsipîka» araka ny voasoratra ao amin’ny Bokin’ilay Marina.
Malagasy Bible 1865
(ary nasainy nampianarina ny taranak'i Joda ny hira atao hoe Tsipika; indro, voasoratra ao amin'ny Bokin'i Jasara izany):
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nasainy nampianarina ny taranak’i Joda* ny hira atao hoe Tsipìka; indro, voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara izany:
malagasy
(ary nasainy nampianarina ny taranak'i Joda ny hira atao hoe Tsipika; indro, voasoratra ao amin'ny Bokin'i Jasara izany): [Jasara = Ilay mahitsy]