2 Samuel 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay voninahitrao, ry Israely, no voalefona teo amin’ny havoananao! Indrisy! Lavo ny mahery!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa levona teny amin’ny tamponao va ny famirapiratr’i Israely? Ahoana no nahalavoan’ny mahery?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Israely ô, ireo mpiady reharehanao dia mitsitra eny an-tampon-kavoanao. Indrisy fa maty ireo mahery fo!
Malagasy Bible 1865
Ilay voninahitrao, ry Isiraely, no voalefona teo amin'ny havoananao; Endrey! Lavo ny mahery!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay voninahitrao, ry Israely, no voalefona teo amin’ny havoananao! Indrisy! Lavo ny mahery!
malagasy
Ilay voninahitrao, ry Isiraely, no voalefona teo amin'ny havoananao; Endrey! Lavo ny mahery! [Na: gazelanao, dia anaram-biby haingan-tongotra]