2 Samuel 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahatelo dia indro, nisy lehilahy iray tonga avy tany amin’ny miaramilan’i Saoly, rovidrovitra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany; rehefa tonga teo amin’i Davida izy dia niankohoka tamin’ny tany ka nitsaoka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro fahatelo, inty nisy lehilahy anankiray, avy tany an-toby, avy tany amin’i Saola, ary ny akanjony rovitra, ny lohany norarahan-tany, ary nony mby teo amin’i Davida izy dia nidaboka tamin’ny tany, ka niankohoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahatelo, nisy lehilahy iray tonga avy any amin’ny tobin’i Saoly. Triatriatra ny akanjony ary feno tany ny lohany. Koa rehefa mby teo amin’i Davida izy, dia niankohoka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro fahatelo, indro, nisy lehilahy iray tonga avy tany amin'ny miaramilan'i Saoly, triatra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany; ary rehefa tonga teo amin'i Davida izy, dia niankohoka tamin'ny tany ka nitsaoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahatelo dia indro, nisy lehilahy iray tonga avy tany amin’ny miaramilan’i Saoly, rovidrovitra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany; rehefa tonga teo amin’i Davida izy dia niankohoka tamin’ny tany ka nitsaoka azy.
malagasy