2 Samuel 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ambaranareo any Gata izany, aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben’i Askelona, fandrao mifaly ny zanakavavin’ny Filistina, fandrao miravoravo ny zanakavavin’ny tsy mifora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ambaranareo any Geta izany, na torinareo any amin’ny araben’i Askalôna, fandrao mifaly amin’izany ny zanaka vavin’i Filistinina, fandrao mibita-kafaliana ny zanaka vavin’ny tsy mifora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza aely any Gata izany vaovao izany na torina eny an-dalamben’i Askelôna, fandrao hifalian’ny vehivavin’ny Filistinina na hibitahan’ny tovovavin’ny mpanompo sampy.
Malagasy Bible 1865
Aza ambaranareo any Gata izany, Aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben'i Askelona. Fandrao mifaly ny zanakavavin'ny Filistina. Fandrao miravoravo ny zanakavavin'ny tsy mifora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ambaranareo any Gata izany, aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben’i Askelona, fandrao mifaly ny zanakavavin’ny Filistina, fandrao miravoravo ny zanakavavin’ny tsy mifora.
malagasy
Aza ambaranareo any Gata izany, Aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben'i Askelona. Fandrao mifaly ny zanakavavin'ny Filistina. Fandrao miravoravo ny zanakavavin'ny tsy mifora.