2 Samuel 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Saoly sy i Jonatana izay tiana sady maha te ho tia fony fahavelony dia tsy nosarahina na tamin’ny nahafatesany aza; haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo ary mahery noho ny liona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Malala sy mahatehotia i Saola sy i Jônatasy, fony fahavelony, ary teo am-pahafatesany dia tsy tafasaraka. Mailaka noho ny voromahery izy, mahery noho ny liona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Saoly sy i Jônatàna dia nifankatia tokoa fahavelony, ary tsy nosarahina na dia tamin’ny nahafatesany aza; mailaka noho ny voromahery izy mianaka ary mahery fo mihoatra noho ny liona.
Malagasy Bible 1865
Saoly sy Jonatana, izay tiana sady mahate-ho-tia fony fahavelony, dia tsy nosarahina na dia tamin'ny nahafatesany aza; Faingana noho ny voromahery izy ary mahery noho ny liona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Saoly sy i Jonatana izay tiana sady maha te ho tia fony fahavelony dia tsy nosarahina na tamin’ny nahafatesany aza; haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo ary mahery noho ny liona.
malagasy
Saoly sy Jonatana, izay tiana sady mahate-ho-tia fony fahavelony, dia tsy nosarahina na dia tamin'ny nahafatesany aza; Faingana noho ny voromahery izy ary mahery noho ny liona.