2 Samuel 1:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanakavavin’Israely, mitomania an’i Saoly, fa nahafinaritra ny nampitafiany lamba jaky anareo sady nasiany firavaka volamena ny fitafianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitomania an’i Saola, ry zanaka vavin’i Israely, fa notafiany jaky tao anatin’ny fahafinaretana ianareo; noravahany volamena ny fitafianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo vehivavy israelita, mitomania an’i Saoly izay nampitafy jaky kanto anareo sady nandravaka volamena ny fitafianareo.
Malagasy Bible 1865
Ry zanakavavin'Isiraely, mitomania an'i Saoly, fa nahafinaritra ny mampitafiany jaky anareo, sady nasiany firava-bolamena ny fitafianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanakavavin’Israely, mitomania an’i Saoly, fa nahafinaritra ny nampitafiany lamba jaky anareo sady nasiany firavaka volamena ny fitafianareo.
malagasy
Ry zanakavavin'Isiraely, mitomania an'i Saoly, fa nahafinaritra ny mampitafiany jaky anareo, sady nasiany firava-bolamena ny fitafianareo.