2 Samuel 1:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy! Lavo teo amin’ny ady ny mahery! Voalefona teo amin’ny havoananao i Jonatana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no nahalavoan’ny mahery tany an’ady? Voagorobaka teo amin’ny havoanao i Jônatasy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indrisy fa maty an’ady ireo maherifo ary i Jônatàna mitsitra eny an-tampon-kavoanao!
Malagasy Bible 1865
Endrey! lavo teo amin'ny ady ny mahery voalefona teo amin'ny havoananao Jonatana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy! Lavo teo amin’ny ady ny mahery! Voalefona teo amin’ny havoananao i Jonatana!
malagasy
Endrey! lavo teo amin'ny ady ny mahery voalefona teo amin'ny havoananao Jonatana.