2 Samuel 1:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko! Nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan’ny vehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Trotraky ny alahelo anao aho, ry Jônatasy rahalahiko! Fa ianao ihany no fahafinaretako tanteraka; mamiko noho ny fitiavan’ny vehivavy ny fitiavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Malahelo anao aho, ry Jônatàna rahalahiko; eny, nankamamiko fatratra ianao. Mahatalanjona ahy ny fitiavanao, fa sarobidy noho ny fitiavan’ny vehivavy.
Malagasy Bible 1865
Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko; nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan'ny vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko! Nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan’ny vehivavy.
malagasy
Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko; nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan'ny vehivavy.Endrey! lavo ny mahery, ary levona ny fiadiana!