2 Samuel 1:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrisy! Lavo ny mahery! Levona ny fiadiana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no nahalavoan’ny mahery? Ahoana no nahafatesan’ny mpiady?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indrisy fa maty ireo maherifo, ary very ny fitaovam-piadiana?
Malagasy Bible 1865
Endrey! lavo ny mahery, ary levona ny fiadiana!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrisy! Lavo ny mahery! Levona ny fiadiana!
malagasy
Endrey! lavo ny mahery, ary levona ny fiadiana!