2 Samuel 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida taminy: Avy taiza moa ianao? Dia hoy izy taminy: Afaka nandositra avy tany amin’ny tobin’ny Israely aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Davida taminy: «Avy aiza ianao?» Ary hoy ny navaliny azy: «Nandositra avy tany an-tobin’i Israely aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontany azy i Davida hoe: –Avy taiza moa ianao? Dia hoy ny navaliny: –Avy nandositra ny tobin’i Israely aho, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida taminy: Avy taiza moa ianao? Dia hoy izy taminy: Afaka nandositra avy tany amin'ny tobin'ny Isiraely aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida taminy: Avy taiza moa ianao? Dia hoy izy taminy: Afaka nandositra avy tany amin’ny tobin’ny Israely aho.
malagasy
Ary hoy Davida taminy: Avy taiza moa ianao? Dia hoy izy taminy: Afaka nandositra avy tany amin'ny tobin'ny Isiraely aho.