2 Samuel 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Davida tamin’ilay zatovo izay nanambara taminy: Ahoana no nahafantaranao fa maty i Saoly sy i Jonatana zanany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Davida tamin’ity zatovo, nilaza izany zava-baovao izany taminy: «Ahoana no ahafantaranao fa maty i Saola sy i Jônatasy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ihany i Davida tamin’ilay zatovo mpilaza vaovao: –Ahoana no nahafantaranao fa maty i Saoly sy i Jônatàna zanany?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'ilay zatovo niteny taminy: Ahoana no nahafantaranao fa maty Saoly sy Jonatana zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Davida tamin’ilay zatovo izay nanambara taminy: Ahoana no nahafantaranao fa maty i Saoly sy i Jonatana zanany?
malagasy
Ary hoy Davida tamin'ilay zatovo niteny taminy: Ahoana no nahafantaranao fa maty Saoly sy Jonatana zanany.