2 Samuel 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanambara taminy ilay zatovo hoe: Sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho no indro i Saoly nitehina tamin’ny lefony; ary indreo, ny kalesy fitondra miady sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’ilay zatovo nilaza ny vaovao taminy: «Sendra tany an-tendrombohitra Jelbôe aho, no inty i Saola nitehina tamin’ny lefony teo, efa saika tratry ny kalesy sy mpitaingin-tsoavaly mihitsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’ilay tovolahy hoe: –Sendra teo an-tendrombohitra Gilbôa aho, raha nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony; ary efa nanakaiky azy tamin’izay ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavalin’ny fahavalo.
Malagasy Bible 1865
Dia nanambara taminy ilay zatovo nanao hoe: Sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho, ary, indro, Saoly nitehina tamin'ny lefony; ary, indreo, ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nanambara taminy ilay zatovo nanao hoe: Sendra tao an-tendrombohitra Gilboa aho, ary, indro, Saoly nitehina tamin'ny lefony; ary, indreo, ny kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly nanenjika azy mafy.