2 Samuel 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niherika izy ka nahita ahy; ary niantso ahy izy ka hoy aho: Inty aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niherika izy ka nahatazana ahy dia niantso ahy, sy nolazaiko hoe: ‹Inty aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niherika izy ka nahita ahy; nantsoiny aho, ary hoy aho taminy: «Inty aho, tompoko!»
Malagasy Bible 1865
Dia niherika izy ka nahita ahy; ary niantso ahy izy, ka hoy izaho: Inty aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niherika izy ka nahita ahy; ary niantso ahy izy ka hoy aho: Inty aho.
malagasy
Dia niherika izy ka nahita ahy; ary niantso ahy izy, ka hoy izaho: Inty aho.