2 Samuel 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy aho taminy: Amalekita aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy tamiko: ‹Iza moa ianao?› Ka hoy aho namaly azy: ‹Amalesita aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany ny amiko izy, ka nolazaiko azy fa Hamalekita aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy izaho taminy: Amalekita aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy aho taminy: Amalekita aho.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Iza moa ianao? Dia hoy izaho taminy: Amalekita aho.