2 Samuel 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray izy tamiko: Miangavy anao aho, manatòna ka vonoy aho fa fanina, nefa mbola ato anatiko ihany ny aiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamiko: ‹Avia atỳ akaikiko ary vonoy ho faty aho; fa efa fanina aho ity, nefa ny aiko manontolo mbola ato amiko.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nasainy nanatona aho mba hamono azy ho faty satria naratra mafy izy na dia mbola mahatsiaro tena tsara aza.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray izy tamiko: Masìna ianao, hatony kely aho, ka vonoy, fa marary mivonkina ozatra aho, fa mbola ato anatiko ihany ny aiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray izy tamiko: Miangavy anao aho, manatòna ka vonoy aho fa fanina, nefa mbola ato anatiko ihany ny aiko.
malagasy
Ary hoy indray izy tamiko: Masìna ianao, hatony kely aho, ka vonoy, fa marary mivonkina ozatra aho, fa mbola ato anatiko ihany ny aiko.