2 Samuel 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa afaka izany dia maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amona ka i Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tatỳ aorian’izany, maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amôna, ka dia i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia maty ny mpanjakan’ny Hamônita, ka i Hanòna zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan'ny taranak'i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa afaka izany dia maty ny mpanjakan’ny taranak’i Amona ka i Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
[Ny nahatonga ny niadian'i Davida tamin'ny Amonita sy ny Syriana, ary ny nandreseny azy] Ary rehefa afaka izany, dia maty ny mpanjakan'ny taranak'i Amona, ka Hanona zanany no nanjaka nandimby azy.