2 Samuel 10:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona sisa kosa dia nomeny hoentin’i Abisay rahalahiny mba halahany hiady amin’ny taranak’i Amona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny vahoaka sisa rehetra kosa nomeny hotarihin’i Abisaia rahalahiny, izay nampilahatra azy ireo hanoloana ny taranak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny miaramila sisa kosa nankininy tamin’i Abisay rahalahiny ka nalahany teo anoloan’ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin'i Abisay rahalahiny halahany hiady amin'ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona sisa kosa dia nomeny hoentin’i Abisay rahalahiny mba halahany hiady amin’ny taranak’i Amona.
malagasy
Ary ny olona sisa kosa nomeny ho entin'i Abisay rahalahiny halahany hiady amin'ny taranak'i Amona.