2 Samuel 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia handeha hamonjy ahy ianao, fa raha mahery noho ianao kosa ny taranak’i Amôna dia handeha hamonjy anao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jôaba tamin’ity rahalahiny: –Raha mahery noho izaho ny Sirianina, dia aoka ianao hamonjy ahy; fa raha ny Hamônita kosa no mahery noho ianao, dia izaho no ho avy hamonjy anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak'i Amona, dia hovonjeko ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Arameana dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak’i Amona dia hovonjeko ianao.
malagasy
Ary hoy izy: Raha tsy tohako ny Syriana, dia vonjeo aho; fa raha tsy tohanao kosa ny taranak'i Amona, dia hovonjeko ianao.