2 Samuel 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahereza ary, koa aoka hitomban-dahy isika ho an’ny firenentsika sy ny tanànan’Andriamanitsika; ary aoka NY TOMPO hanao izay sitrapony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahereza ary samia mitomban-dahy isika miady ho an’ny firenentsika sy ho an’ny tanànan’ny Andriamanitsika; dia aoka i Iaveh hanao izay ataony ho mety.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahereza ianao, ary aoka isika hahery miady ho an’ny firenentsika sy ireo tanànan’Andriamanitsika. Ary aoka ny TOMPO hanao izay heveriny ho tsara.
Malagasy Bible 1865
Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahereza ary, koa aoka hitomban-dahy isika ho an’ny firenentsika sy ny tanànan’Andriamanitsika; ary aoka NY TOMPO hanao izay sitrapony.
malagasy
Mahereza ary, ka aoka hitombandahy isika ho an'ny firenentsika sy ny tanànan'Andriamanitsika; ary aoka Jehovah hanao izay sitrapony.