2 Samuel 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy ka nandositra niala teo anoloany ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso namely ny Sirianina i Jôaba sy ny vahoaka momba azy, ka nandositra teo anoloany ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandroso hiady amin’ny Sirianina i Jôaba sy ny tafiny ka vaky nandositra teo anoloan’ny Israelita ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba sy ny olona nanaraka azy nandroso hiady amin'ny Syriana; ary dia nandositra niala teo anoloany ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandroso hiady tamin’ny Arameana i Joaba sy ny olona nanaraka azy ka nandositra niala teo anoloany ireo.
malagasy
Ary Joaba sy ny olona nanaraka azy nandroso hiady amin'ny Syriana; ary dia nandositra niala teo anoloany ireo.