2 Samuel 10:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’ny Arameana fa resy teo anoloan’ny Israely izy dia nivory izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ny Sirianina ny nahareseny teo anatrehan’i Israely dia nikambana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa rehefa nahatsapa ny fahareseny teo anoloan’ny Israelita ireto Sirianina ireto, dia nivory nitambatra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny Syriana fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia nivory izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’ny Arameana fa resy teo anoloan’ny Israely izy dia nivory izy ireo.
malagasy
Ary nony hitan'ny Syriana fa resy teo anoloan'ny Isiraely izy, dia nivory izy.