2 Samuel 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka haka ny Arameana izay tany andafin’ny ony Eofrata i Hadadezera ka tonga tany Helama izy ireo. I Sobaka, komandin’ny miaramilan’i Hadadezera, no nitarika azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy olona nirahin’i Hadarezera haka ny Sirianina izay tany an-dafin’ny ony, ka tonga tao Helama izy ireo; ary i Sobàka, lehiben’ny tafik’i Hadarezera no nitarika azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naniraka olona i Hadadehezera mba hanetsika ny Sirianina izay tany am-pitan’ny ony Eofrata. Dia tonga tao Helama ireo; ary i Sôbàka filohan’ny tafik’i Hadadehezera no nitarika azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin'ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin'ny miaramilan'i Hadadezera, no nitarika azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka haka ny Arameana izay tany andafin’ny ony Eofrata i Hadadezera ka tonga tany Helama izy ireo. I Sobaka, komandin’ny miaramilan’i Hadadezera, no nitarika azy.
malagasy
Ary Hadadezera naniraka naka ny Syriana izay tany an-dafin'ny Ony; ary dia tonga tany Helama izy; ary Sobaka, komandin'ny miaramilan'i Hadadezera, no nitarika azy.[Eofrata]