2 Samuel 10:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Davida izany dia naniraka an’i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’i Davida izany, ka mba nalefany kosa i Jôaba sy ny miaramila rehetra, lehilahy voafantina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Davida izany, dia nirahiny ho any an-toerana i Jôaba sy ny miaramila mahery fo rehetra izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Davida izany, dia naniraka an'i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Davida izany dia naniraka an’i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.
malagasy
Ary nony ren'i Davida izany, dia naniraka an'i Joaba sy ny miaramila rehetra izy, dia ny lehilahy mahery.