2 Samuel 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka hiady ny taranak’i Amona ka nilahatra teo anoloan’ny vavahady; ary ny Arameana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka kosa dia nitokana teny an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka ny taranak’i Amôna, ka nilahatra hiady teo anoloan’ny vavahady; ny Sirianina avy any Sobà sy Rohoba mbamin’ny lehilahy avy any Tôba sy Maakà kosa nitokana teny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga ny Hamônita ka nilahatra hiady teo akaikin’ny vavahadin-drenivohiny, fa ny Sirianina avy any Tsôbà sy avy any Rehôba mbamin’ny miaramila avy any Tôba sy avy any Mahekà kosa naka toerana teny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahady; ary ny Syriana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka nitokana teny an-tsaha kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka hiady ny taranak’i Amona ka nilahatra teo anoloan’ny vavahady; ary ny Arameana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka kosa dia nitokana teny an-tsaha.
malagasy
Ary ny taranak'i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan'ny vavahady; ary ny Syriana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka nitokana teny an-tsaha kosa.