2 Samuel 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Davida tamin’i Oria: Mitoera ihany ary atỳ anio fa rahampitso ianao dia halefako. Dia nitoetra tany Jerosalema i Oria androtr’izay sy ny ampitson’iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Oria: «Mitoera ihany àry atỳ amiko; fa rahampitso dia halefako ianao.» Dia nitoetra tany Jerosalema ihany i Oria androtr’izay sy ny ampitson’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Davida tamin’i Orià: –Mijanòna ihany àry atỳ anio. Fa rahampitso dia halefako ianao. Dia nijanona tao Jerosalema hatramin’ny ampitson’iny i Orià.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Davida tamin'i Oria: Mitoera ihany ary atỳ anio, fa rahampitso dia halefako ianao. Dia nitoetra tany Jerosalema androtrizay sy ny ampitson'iny Oria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Davida tamin’i Oria: Mitoera ihany ary atỳ anio fa rahampitso ianao dia halefako. Dia nitoetra tany Jerosalema i Oria androtr’izay sy ny ampitson’iny.
malagasy
Ary hoy Davida tamin'i Oria: Mitoera ihany ary atỳ anio, fa rahampitso dia halefako ianao. Dia nitoetra tany Jerosalema androtrizay sy ny ampitson'iny Oria.