2 Samuel 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’i Davida izy dia nihinana sy nisotro teo anatrehany ka nomamoiny. Nony hariva dia nivoaka avy tao izy ka nandry teo amin’ilay nandriany teo amin’ny mpanompon’ny tompony ihany fa tsy nidina nody tany an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’i Davida hihinana sy hisotro teo anatrehany izy ka nomamoiny. Nony hariva dia nivoaka nandry teo amin’ny fandriany, teo amin’ny mpanompon’ny tompony ihany i Oria, fa tsy nidina nody tany an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanasa azy i Davida mba hihinana sy hisotro teo amin’ny latabany, ka dia nomamoiny; kanefa nony hariva ny andro, dia lasa nandry teo anilan’ireo mpiambina ny mpanjaka ihany izy fa tsy nandeha nody tany aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary nasain'i Davida izy, dia nihinana sy nisotro teo anatrehany, ka nomamoiny, ary nony hariva dia nivoaka izy ka nandry teo amin'ilay nandriany teo amin'ny mpanompon'ny tompony ihany, fa tsy nidina nody tany an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’i Davida izy dia nihinana sy nisotro teo anatrehany ka nomamoiny. Nony hariva dia nivoaka avy tao izy ka nandry teo amin’ilay nandriany teo amin’ny mpanompon’ny tompony ihany fa tsy nidina nody tany an-tranony.
malagasy