2 Samuel 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia nanoratra taratasy ho any amin’i Joaba i Davida ka nampitondrainy an’i Oria izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso maraina nanoratra taratasy ho any amin’i Jôaba i Davida ka tanan’i Oria no nampitondrainy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina, dia nanoratra taratasy ho an’i Jôaba i Davida, ka nampitondrainy an’i Orià izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, Davida dia nanoratra taratasy ho any amin'i Joaba, ka nampitondrainy an'i Oria izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia nanoratra taratasy ho any amin’i Joaba i Davida ka nampitondrainy an’i Oria izany.
malagasy
Ary nony maraina, Davida dia nanoratra taratasy ho any amin'i Joaba, ka nampitondrainy an'i Oria izany.