2 Samuel 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nanao fahirano ny tanàna i Joaba dia nanendry an’i Oria ho eo amin’izay hitany misy lehilahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fahirano ny tanàna i Jôaba ka napetrany tamin’ny toerana fantany ho nisy ny lehilahy mahery indrindra i Oria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nanara-maso ny fahiranon’ny tanàna i Jôaba, dia nametraka an’i Orià tamin’ny toerana izay fantany fa nisy ny fahavalo mahery fo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nanao fahirano ny tanàna Joaba, dia nanendry an'i Oria ho eo amin'izay hitany misy lehilahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nanao fahirano ny tanàna i Joaba dia nanendry an’i Oria ho eo amin’izay hitany misy lehilahy mahery.
malagasy
Ary raha mbola nanao fahirano ny tanàna Joaba, dia nanendry an'i Oria ho eo amin'izay hitany misy lehilahy mahery.