2 Samuel 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mponina tao an-tanàna dia nivoaka hiady amin’i Joaba ka nahafatesana ny mpanompon’i Davida, ary maty koa i Oria hetita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivoaka hamely an’i Jôaba ny olona tao an-tanàna, ka maro tamin’ny vahoaka, tamin’ny mpanompon’i Davida no maty; ary maty koa i Oria, Heteanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivoaka ny tanàna voafahirano ny miaramila tao ka nanafika an’i Jôaba. Nisy tamin’ny tafik’i Davida sy ireo manamboninahiny no tavela; ary maty koa i Orià ilay Hetita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mponina tao an-tanàna nivoaka hiady amin'i Joaba, ka nahafatesana ny mpanompon'i Davida, ary maty koa Oria Hetita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mponina tao an-tanàna dia nivoaka hiady amin’i Joaba ka nahafatesana ny mpanompon’i Davida, ary maty koa i Oria hetita.
malagasy
Ary ny mponina tao an-tanàna nivoaka hiady amin'i Joaba, ka nahafatesana ny mpanompon'i Davida, ary maty koa Oria Hetita.