2 Samuel 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka hitatitra any amin’i Davida ny toetry ny ady i Joaba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka hilaza ny toetry ny ady any amin’i Davida i Jôaba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandefa tatitra tany amin’i Davida momba ny fizotry ny ady i Jôaba,
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba naniraka hilaza tsara any amin'i Davida ny toetry ny ady;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka hitatitra any amin’i Davida ny toetry ny ady i Joaba;
malagasy
Ary Joaba naniraka hilaza tsara any amin'i Davida ny toetry ny ady;