2 Samuel 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin’ny mpanjaka ny toetry ny ady
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny iraka dia nomeny didy hoe: «Rehefa vita ny fitantaranao amin’ny mpanjaka ny toetry ny ady, raha misondrotra ny hatezeran’ny mpanjaka ka milaza aminao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanome baiko ilay iraka hoe: –Rehefa voatantaranao an-tsipiriany amin’ny mpanjaka ny fizotry ny ady,
Malagasy Bible 1865
ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin'ny mpanjaka ny toetry ny ady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin’ny mpanjaka ny toetry ny ady
malagasy
ary nandidy ilay iraka izy hoe: Rehefa voalazanao tsara amin'ny mpanjaka ny toetry ny ady,