2 Samuel 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tezitra ny mpanjaka ary miteny aminao hoe: Nahoana no nanakaiky ny tanàna toy izany ianareo raha niady? Tsy fantatrareo va fa hisy hitifitra avy eny amin’ny manda?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no nanakaikezanareo ny tanàna toy izany, raha niady? Tsy fantatrareo va fa hozerany ny tsipìka avy any ambony manda ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mety ho tezitra ny mpanjaka ka hiteny aminao hoe: «Nahoana no nanakaiky ny tanàna ianareo raha niady? Tsy fantatrareo ve fa hisy hitifitra anareo avy eny amin’ny manda?
Malagasy Bible 1865
ka tezitra ny mpanjaka ary manao aminao hoe: Nahoana no nanakaiky ny tanàna toy izany ianareo raha niady? Tsy fantatrareo va fa hitifitra eo amin'ny manda izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tezitra ny mpanjaka ary miteny aminao hoe: Nahoana no nanakaiky ny tanàna toy izany ianareo raha niady? Tsy fantatrareo va fa hisy hitifitra avy eny amin’ny manda?
malagasy
ka tezitra ny mpanjaka ary manao aminao hoe: Nahoana no nanakaiky ny tanàna toy izany ianareo raha niady? Tsy fantatrareo va fa hitifitra eo amin'ny manda izy?