2 Samuel 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza no namely an’i Abimeleka, zanak’i Jerobeseta? Moa tsy vehivavy va no nanjera vato fikosoham-bary taminy avy teo amin’ny manda ka maty tao Tebeza izy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo? Dia ataovy hoe: Maty koa i Oria hetita mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no namely an’i Abimeleka zanak’i Jerobaala? Moa tsy nozeran’ny vehivavy anankiray vakim-bato fitotoam-bary avy any ambony manda ve izy, ka matin’izay tao Tebesa? Ahoana àry no nanakaikezanareo ny manda? Dia ataovy hoe: Maty koa i Oria, Heteanina, mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa iza no namely an’i Abimelèka zanakalahin’i Jerobahala, tao Tebetsy? Moa tsy vehivavy anankiray no nanjera vato fikoseham-bary taminy avy teny ambony manda ka nahafaty azy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo?» Raha izany no tenin’ny mpanjaka, dia valio hoe: «Maty koa i Orià, ilay Hetita manamboninahitra».
Malagasy Bible 1865
Fa iza no namely an'i Abimeleka, zanak'i Jerobeseta? Moa tsy vehivavy va no nanjera vato fikosoham-bary taminy avy teo amin'ny manda, ka dia maty tao Tebeza izy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo? dia ataovy hoe: Oria Hetita mpanomponao mba maty koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza no namely an’i Abimeleka, zanak’i Jerobeseta? Moa tsy vehivavy va no nanjera vato fikosoham-bary taminy avy teo amin’ny manda ka maty tao Tebeza izy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo? Dia ataovy hoe: Maty koa i Oria hetita mpanomponao.
malagasy
Fa iza no namely an'i Abimeleka, zanak'i Jerobeseta? Moa tsy vehivavy va no nanjera vato fikosoham-bary taminy avy teo amin'ny manda, ka dia maty tao Tebeza izy? Koa nahoana no nanakaiky ny manda ianareo? dia ataovy hoe: Oria Hetita mpanomponao mba maty koa.[vato amboniny]