2 Samuel 11:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ilay iraka ka tonga tany amin’i Davida ary nanambara taminy izay rehetra nanirahan’i Joaba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ilay iraka, ka nony tonga izy dia nambarany tamin’i Davida avokoa izay nasain’i Jôaba nambara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ilay iraka, ka tonga nanambara tamin’i Davida ny tatitra nampitondrain’i Jôaba azy
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha ilay iraka, dia tonga tamin'i Davida ka nanambara taminy izay rehetra nanirahan'i Joaba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ilay iraka ka tonga tany amin’i Davida ary nanambara taminy izay rehetra nanirahan’i Joaba azy.
malagasy
Ary nandeha ilay iraka, dia tonga tamin'i Davida ka nanambara taminy izay rehetra nanirahan'i Joaba azy.