2 Samuel 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay iraka tamin’i Davida: Nahery noho izahay ireny, ary nandehanany tany an-tsaha izahay ka nenjehinay hatreo anoloan’ny vavahady kosa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ilay iraka tamin’i Davida: «Nivoahan’ireny olona matanjaka noho izahay ireny tany an-tsaha izahay, fa notoherinay hatreny anoloan’ny vavahady kosa izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary niteny taminy hoe: –Nahery noho izahay ireo fahavalo sady nivoaka ny tanàna hiady taminay teny an-tanety; kanefa dia voatosikay hatreo am-bavahady ihany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny iraka tamin'i Davida: Nahery noho izahay ireny, ary nivoahany tany an-tsaha izahay, ka dia nenjehinay hatreo anoloan'ny vavahady kosa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay iraka tamin’i Davida: Nahery noho izahay ireny, ary nandehanany tany an-tsaha izahay ka nenjehinay hatreo anoloan’ny vavahady kosa izy.
malagasy
Ary hoy ny iraka tamin'i Davida: Nahery noho izahay ireny, ary nivoahany tany an-tsaha izahay, ka dia nenjehinay hatreo anoloan'ny vavahady kosa izy.