2 Samuel 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpitifitra teo amin’ny manda dia nitifitra ny mpanomponao; nahafatesana ny mpanompon’ny mpanjaka, ary maty koa i Oria hetita mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary notifirin’ny mpandefa zana-tsipìka avy erỳ ambony manda ny mpanomponao, ka maro tamin’ny mpanompon’ny mpanjaka no maty; i Oria, Heteanina, mpanomponao koa mba maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy nisy namely anay ny mpitifitra zana-tsipîka avy teny amin’ny manda; ka izay no nahafaty ny manamboninahitrao sasany, ary anisan’ireo i Orià ilay Hetita.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpitifitra teo amin'ny manda nitifitra ny mpanomponao; ary nahafatesana ny mpanompon'ny mpanjaka, ary Oria Hetita mpanomponao mba maty koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpitifitra teo amin’ny manda dia nitifitra ny mpanomponao; nahafatesana ny mpanompon’ny mpanjaka, ary maty koa i Oria hetita mpanomponao.
malagasy
Ary ny mpitifitra teo amin'ny manda nitifitra ny mpanomponao; ary nahafatesana ny mpanompon'ny mpanjaka, ary Oria Hetita mpanomponao mba maty koa.