2 Samuel 11:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny vadin’i Oria fa maty ny lahy dia nisaona azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny vadin’i Oria fa maty ny lahy, dia nitomany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa fantatry ny vadin’i Orià fa maty ny vadiny, dia nitomany azy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny vadin'i Oria fa maty ny lahy, dia nisaona azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny vadin’i Oria fa maty ny lahy dia nisaona azy izy.
malagasy
Ary nony ren'ny vadin'i Oria fa maty ny lahy, dia nisaona azy izy.Ary rehefa afa-tsaona izy, dia nampanalain'i Davida ho any an-tranony, ary dia novadiny izy ka niteraka zazalahy taminy. Nefa tsy sitrak'i Jehovah izany nataon'i Davida izany.