2 Samuel 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanana anaka Ravehivavy ka nandefa iraka hilaza tamin’i Davida hoe: Manana anaka aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
kanjo nanana anaka ravehivavy, ka naniraka hilaza amin’i Davida hoe: «Manana anaka aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Bevohòka anefa ravehivavy ka naniraka olona hilaza amin’i Davida hoe: –Manana anaka aho.
Malagasy Bible 1865
Ary nanan'anaka ravehivavy ka naniraka hilaza tamin'i Davida hoe: Manan'anaka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanana anaka Ravehivavy ka nandefa iraka hilaza tamin’i Davida hoe: Manana anaka aho.
malagasy
Ary nanan'anaka ravehivavy ka naniraka hilaza tamin'i Davida hoe: Manan'anaka aho.