2 Samuel 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa iraka tany amin’i Joaba i Davida hilaza hoe: Asaivo mankaty amiko kely i Oria hetita. Dia nasain’i Joaba nankany amin’i Davida i Oria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, naniraka tany amin’i Jôaba i Davida handidy azy hoe: «Alefaso hankatỳ amiko i Oria Heteanina.» Dia nalefan’i Jôaba hankany amin’i Davida i Oria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanafatra haingana an’i Jôaba i Davida hoe: –Alefaso atỳ amiko i Orià ilay Hetita. Dia nalefan’i Jôaba nankany amin’i Davida i Orià.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida naniraka tany amin'i Joaba hanao hoe: Asaovy mankaty amiko kely Oria Hetita. Dia nasain'i Joaba nankany amin'i Davida Oria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa iraka tany amin’i Joaba i Davida hilaza hoe: Asaivo mankaty amiko kely i Oria hetita. Dia nasain’i Joaba nankany amin’i Davida i Oria.
malagasy
Ary Davida naniraka tany amin'i Joaba hanao hoe: Asaovy mankaty amiko kely Oria Hetita. Dia nasain'i Joaba nankany amin'i Davida Oria.