2 Samuel 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo amin’i Davida izy dia nanontaniany ny momba an’i Joaba sy ny olona ary ny fizotry ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony tonga tany amin’i Davida i Oria, dia nanontaniany ny vaovao momba an’i Jôaba sy ny tafika ary ny ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’i Davida izy, dia nanontanian’i Davida izay vaovao momba an’i Jôaba sy ny miaramila ary ny fizotry ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga teo amin'i Davida izy, dia nanontaniany ny toetr'i Joaba sy ny olona ary ny toetry ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo amin’i Davida izy dia nanontaniany ny momba an’i Joaba sy ny olona ary ny fizotry ny ady.
malagasy
Ary nony tonga teo amin'i Davida izy, dia nanontaniany ny toetr'i Joaba sy ny olona ary ny toetry ny ady.