2 Samuel 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandry teo am-baravaran’ny tranon’ny mpanjaka, teo amin’ny mpanompon’ny tompony rehetra anefa i Oria fa tsy nidina nody tany an-tranony akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa niara-nandry tamin’ny mpanompon’ny tompony i Oria, teo am-baravaran’ny tranon’andriana, fa tsy nidina nody tany an-tranony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nandry teo am-bavahadin’ny lapam-panjakana niaraka tamin’ny mpiambina ny mpanjaka i Orià, fa tsy nandeha nody tany an-tranony.
Malagasy Bible 1865
Nefa Oria nandry teo am-baravarana ny tranon'ny mpanjaka, teo amin'ny mpanompon'ny tompony rehetra, fa tsy nidina nody tany an-tranony izy tsy akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandry teo am-baravaran’ny tranon’ny mpanjaka, teo amin’ny mpanompon’ny tompony rehetra anefa i Oria fa tsy nidina nody tany an-tranony akory.
malagasy
Nefa Oria nandry teo am-baravarana ny tranon'ny mpanjaka, teo amin'ny mpanompon'ny tompony rehetra, fa tsy nidina nody tany an-tranony izy tsy akory.